01 Avrily 2008

Tantara tamin'ny 01 Avrily 2008

Iran : Tendrombohitra miezinezina

  01 Avrily 2008

Sangany amin'ireo blaogin-tsary Iraniana i Kosoof, manapariaka ny sarin'ny tendrombohitra miezinezina antsoina hoe Damavand : Mount Damāvand (Persian: دماوند ) also known as Donbavand, is a dormant volcano and the highest peak in Iran with a special place in the Persian mythology and folklore. “Ny tendrombohitra Damāvand (Persiana: دماوند )...

Libya : Inona loatra no dia itiavanao an'i Libya ?

  01 Avrily 2008

Mpakasary Libyana i A. Adam izay manapariaka sarina hazondrofia an-tany hay no sady manontany : this is Libya just like a palm tree in the desert. just one question for libyan people like me, what makes u love Libya??? “Indro toy ny hazondrofia an-tany hay i Libya. Fanontaniana tokana no...

Marôka : Mitaky fiompiana kisoa ireo mpizahatany

  01 Avrily 2008

The View from Fez [topi-maso avy any Fez] any Marôka no mitatitra ny fisian'ny fiompiana kisoa any amin'ny firenena izay Silamo sady fady tsy mihinana izany : One of the last things you would expect to find in Morocco is a pig farm. Given that the consumption of pork is...

Mozambika : Hetsika ho fanoherana ny fisondrotry ny vidim-piainana any Afrika

  01 Avrily 2008

Carlos Serra monina any Maputo, Mozambika no manapariaka ao amin'ny blaogy diário um sociólogo [diarin'ilay mpandinika fiaraha-monina] ireo hetsika sy fikomiana ho fanoherana ny fisondrotry ny vidim-piainana, tamin'ity indray mitoraka ity dia tany Senegaly sy Côte d'Ivoire no nitrangan'izany, nohon'ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo. Maminany ity mpandinika ny fiaraha-monina [sociologist...