Iran : Tendrombohitra miezinezina

Sangany amin'ireo blaogin-tsary Iraniana i Kosoof, manapariaka ny sarin'ny tendrombohitra miezinezina antsoina hoe Damavand :

Mount Damāvand (Persian: دماوند ) also known as Donbavand, is a dormant volcano and the highest peak in Iran with a special place in the Persian mythology and folklore.

“Ny tendrombohitra Damāvand (Persiana: دماوند ) izay fantatra koa amin'ny anarana hoe Donbavand, dia “volcan” matory no sady tendrombohitra avo indrindra any Iran izay manana ny toerany manokana amin'ny angano lovan-tsofina sy kolontsaina Persiana.”

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.