Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Aogositra, 2016
Aiza Izay Hatezerana Ateraky Ny Fampiasàna Ankizy Ao Iràna?
"Isankalina aho dia manonofy hoe mikaroka ahy ireo iray tampo amiko sy ny ray aman-dreniko. Mitomany aho isaky ny mifoha ny maraina.."
Vadi-na Sendikalista Maty Enjika Miakatra Fitsarana Noho Ny Lahatsoratra Tao Amin'ny Facebook
Voampanga ho nandefa vontoaty "manevateva" tao amin'ny Facebook ny vadin'ilay mpikatroka arakasa malaza na dia tsy manana kaonty ao amin'ny habaka media sosialy aza izy.
Ataon'i Iran Lasibatra ny Sazy Amerikana Amin'ny Alalan'ny Fandrahonana ny Apple
Mandrahona handràra ny vokatra Apple rehetra i Tehran raha tsy mametraka birao ao an-toerana ny orinasa, nilaza ireo manampahaizana fa natao hamparefo ny sazy Amerikana mametra ny fitobaky ny fampiasam-bola ao Iran ankehitriny izany.
Sonita Ampolony No Voalaza Fa Novonoin'i Iran Hamoretana Ireo Gadra Noho Ny Fieritreretana
Nisy nitatitra fa nanatanteraka famonoana gadra sonita am-polony tao amin'ny fonjan'i Gohardasht ny governemanta Iraniana, ary anisan'izany ilay gadra malaza noho ny fieritreretana Shahram Ahmadi.
Sady Tsy Gaoma No Tsy Pizza Fa Fanamiana Lalao Olaimpika Iraniana
"Nitonona ho tompon'andraikitra tamin'ny famolavolana ny fanamiana Olaimpika Iranianina ny Daesh .
Ny Herinandro Tato Amin'ny Global Voices: Lasa Politika ny Pokémon Go
Amin'ity herinandro ity izahay mitondra anao ho any Iran, Japan, Shina, Meksika ary Timor-Leste.
Ayatollah Khomeini Maty 27 Taona Lasa Izay, Saingy Mbola Tian'ny Mpanolotsain'i Trump Hanameloka Ny Fanafihana Tao Nice
Niseho tao amin'ny Fox News, nilaza i Flynn hoe , “Tiako ny Imam, na i Khomeini, mba hijoro sy ho voatondro ary hiresaka momba ity endrika ideolojia radikaly any anatin'ny ràny ity "