· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Janoary, 2008

Iran: ivelan'ny Oniversite izay Bahai

  28 Janoary 2008

Shahrahsolh (midika hoe lalambe mankany amin'ny fiadanana), mpamaham-bolongana manaraka fivavahana Bahai, no manoratra fa[Fa] tsy avelan'ny governemanta  hianatra any amin'ny Oniversite izay mpianatra Bahai rehetra any Iran. Ampian'ny mpamaham-bolongana aza moa...

Iran: Ny olo-masina Ahmadinejad

  16 Janoary 2008

Kamangir no mitantara fa, araka ny vaovao nampitain’ny vohikala vaovao iray any Iran, Aftab fa, “andro vitsivitsy lasa izay dia nilahatra tao amin’ny Lapan’ny Parlemanta ny mpikambana ao mba hiarahaba...

Iran : Ngolin'ny hatsiaka !

Misedra ririnina tena henjana i Iran amin'ity taona ity nohon'ny hatsiaka. Tanàna maro no voafandriky ny oram-panalà ary tsy latsaky ny valo ireo olona (efa) namoy ny ainy. Voasembatsembana aza hatramin'ny tolotra “gazy” [voan'ny...