Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Avrily, 2016
Manomboka Amin'ny Mampahery Ka Hatramin'ny Mahatsikaiky, Zavatra 6 Izay Zarain'ny Olona Amin'ny Mediam-bahoaka Momba An'i Iràna Sy Ny Zavakanto Ary Ny Kolontsaina Persiana
"...ankehitriny miady amin'ireo izay te-hisintona an'i Iràna ho any amin'ny fihemorana aho. Amin'ny fanantenana ho an'ny andro izay hahatonga anay rehetra... afaka mifandefitra bebe kokoa."
Nahena 18 Volana ny Sazy 12 Taona an'Ilay Iraniana Mpanao Sariitatra Atena Farghadani
"Ho an'ireo mpanao sariitatra rehetra manerana an'izao tontolo izao:aleo isika manara-maso sy miteny ho an'i Atena Farghadani "
Navotsotra Ilay Iraniana Mpanao Sariitatra Nogadraina
"Noho ny fitahian'Andriamanitra, navotsotra tao amin'ny Fonjan'i Evin aho androany alina rehefa avy nahavita sazy. Misaotra tamin'ny firaisankina nasehoanareo rehetra," Hoy i Hadi Heidari tao amin'ny Instagram."
Iraniana Fizisiana Nofonjaina Fa Tsy Nandà Tsy Hiasa Amin'ny Nukes, Maty Tany Am-ponja
Nandritry ny fotoana fohy, ny 21 Aprily, nikisaka ho any amin'ilay fizisiana nandany ny dimy taona farany tany am-ponja noho ny nandàvany tsy hiasa ho an'ny fandaharanasa Iraniàna momba ny nokleary, ny sain'izao tontolo izao
Bilaogera Iraniana Mitolona Ho Amin'ny Fahasalamana Sy Ny Fahalalahana Taorian'ny 18 Andro Nitokonana Tsy Nihinan-kanina
Nitokona tsy nihinan-kanina nanomboka tamin'ny 26 Martsa i Hossein Ronaghi Maleki ilay bilaogera sady mpikatroka manohitra ny sivana. Miharatsy ny fahasalamany.
Haj Agha No iantsoan-dry Zareo Ahy — Filalaovana Ny Revolisiona Iraniàna
Tantarain'ilay mpamorona lalao, Navid Khonsar, ao anaty lalao iray ny Revolisiona 1979 tao Iràna . "Ny famoronana lalao tahaka izao dia manome vintana hanolorana ny tantara tsy ho toy ny mainty sy fotsy ihany, fa mba asiana larony. "
#IamSyrian, Hetsika Mahatonga Ny Syriana Tsirairay Ho Afa-Mirehareha
Naka ny lanonana fizazana Oscar i Moustafa Jacob, mpanakanto Syriana, mba hanombohana ny fanentanana #IamSyrian. Tsy nampoiziny hahazo firaisankina iraisampirenena miaraka amin'ny Syriana ny hetsika nataony.
Nosimbain'Andian'Olona Ireo Fiara Nijanona Nandritra Ny Alin'ny Sarimihetsika “Lisitr'i Schindler” Nojeren'ny Lehilahy Iraniana Iray Niaraka Tamin'ny Nasaina
"Fotoana vitsivitsy taty aoriana, hitanay avy any ivelan'ny tranobe ny tabataba noheverinay fa tao anatin'ny horonantsary.."