Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Mey, 2011
Iran: “Eny rehetra eny izahay” fanentanana hanoherana ny tsy fankasitrahana pelaka
Arsham Parsi no mpanorina ny Fikambanan'ny Pelaka Iraniana manana ny foibeny any Toronto, Canada. Tamin'ny 2008, niteny tao amin'ny Global Voices izy fa “fanomezana tsara ho azy ireo ny aterineto.” Tamin'ity taona...
Irana: Voasambotra ny “mpanala devolin'i Ahmadinejad”
Voasambotra ny olona 25 mpiara-miasa akaiky sy mpanohana ny Filohan'i Irana Mahmoud Ahmadinejad sy ny Lehiben'ny Etamazaoro Esfandyar Rahim Mashai, ary araka ny voalaza dia anisan'izany ny "mpanala devoly" na "mpisambotra djinn" Abbas Ghaffari. Maro no maminavina fa noho ny fifamaliana teo amin'i Ahmadinejad sy ny filoha ambonin'ny Repoblika Silamo Ali Khamenei momba ny fialàn'ny minisitry ny Fitsikilovana Iraniana izany.
Iran: Misambotra Alika (indray)
Niverina eny an-dalambe ny mpitandro ny filaminana Iraniana mba hanohy indray ny fihetsika manala-baraka tamin'ny taona 2007: Fisamborana alika. Naharitra fotoana fohy ihany ny fisamborana alika farany teo, ary noafahana...
Iran: Naneho hevitra tamin'ny fahafatesan'i Bin Laden ny bilaogera
Bilaogera Iraniana maromaro no naneho ny heviny tamin'ny fahafatesan'i Osama Bin Laden. Ny sasany miaraka amin'ny fanamarihana matotra, ny vitsy miaraka amin'ny fanontaniana ary ny hafa miaraka amin'ny fanesoana. Bilaogera...
Iran: Misara-tsaina noho ny fifanolanan'i Ahmadinejad sy i Khamenei ny bilaogera Islamista
Tarataratry ny mpamaham-bolongana Islamista fa vita hatreo ny volan-tantely eo amin'ny filohan'i Iran Mahmoud Ahmadinejad sy ny mpitarika ny Repoblika Islamika Ayatollah Ali Khamenei. Misy ny manohitra an'i Ahmadinejad ary manohana ny Mpitarika Faratampony ary ny hafa kosa tsy miova amin'ny fanohanana an'i Ahmadinejad.