Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2013

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Aogositra, 2013

Iran: Bye Bye Filoha Ahmadinejad

Mampiasa ny teny ifankafantarana #AhmadiByeBye ny Iraniana amin'ny fisentoany hoe lasa ihany ilay filoha nampisara-kevitra sy tsy milamina loatra.