Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Marsa, 2017
Tanora Iraniana Miatrika Fanamelohana Ho Faty Noho Ny Lahatsoratra Manohitra Ny Islamo Tao Amin'ny Media Sosialy
"Maritiora tamin'ny ady nandritra ny valo taona ny raiben'i Sina. Nanompo ny tafika nandritra ny roa taona i Sina . Manan-jo bebe kokoa noho ny ankamaroan'ireo manampahefana eto amin'ity firenena ity i Sina ."
Manome Toromarika An'i Trump I Ahmadinejed, Filoha Iraniana Izay Voaloton'ny Hosoka Ny Fifidianana Azy tamin'ny 2009
"Ilaina ny fitadiavana ny fitoviana sy ny firahalahiana eo amin'ny samy firenena, ary ny fanajàna ny zon'ny firenena, tahaka izany ihany koa ny fialàna amin'ny fanaovana tsinontsinona sy ny fiezahana hifehy ny firenena hafa."
Marina Ny Voalazan'I Donald Trump Fa Milalao Afo Ny Iraniana
Manaporofo ny fetiben'ny afo Iraniana fahiny izay fantatra amin'ny anarana hoe Chaharshanbe Suri, fa tena marina tokoa ny voalazan' i Donald Trump , na dia tsy nahy aza no niampangany an'Iran ho "milalao afo" tamin'ny volana lasa.
Miady ny Ady Tsara: Mihantsy ilay Didim-panjakana Navoakan'i Trump Ireo Mpiaro ny Zon'ny Mpifindramonina
Any amin'ireo seranam-piaramanidina sy biraon'ny mpisolovava manerana an'i Etazonia, nahita kianja iraisany ireo mpisolovava sy mpikatroka mafàna fo eny ifotony, hiarahany mitolona manohitra ny didim-panjakàna momba ny fifindràmonina navoakan'ny Filoha Trump .