· Oktobra, 2018

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Oktobra, 2018

Dia ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kiorda

  31 Oktobra 2018

Ho an'ny Irakiana, andro lehibe ny 15 Oktobra ...andron'ny Fitsapa-kevi-bahoaka momba ny Lalàmpanorenana Irakiana. Ny fifidianana dia tsotra, na eny na tsia amin'ny Lalàm-panorenana Irakiana.

Ahmadinejad sy i Chavez: ”Miala Any ny Resa-Pitiavana’

  28 Oktobra 2018

Tamin'ny Novambra 2007 nanao ny fitsidihany fahefatra tao anatin'ny roa taona tao Tehran ny filoha Venezoeliana Hugo Chavez mba hanasonia fifanarahana ara-toekarena bebe kokoa miaraka amin'i Iràna. Notsikerain'ireo Iraniana mpianatra sy blaogy maro mpomba ny havia ilay fifandraisana mpinamana nisy teo amin'ilay filoha ''sosialista'' Chavez sy ny Repoblika Islamika.

Iran : Hafatry ny Taombaovao avy amin’i Barack Obama

  26 Oktobra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Aprily 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanomboka tamina hafatra nahagaga avy tamin’ny filoha Amerikana Barack Obama ny taom-baovao Iraniana tamin’ity taona ity (2009), niresaka ho an’ireo vahoaka Iraniana izy ary vao voalohany ho an’ireo mpitondra ao amin’ny Repoblika Islamika, izay niantsoany ho amin'ny fanombohana vaovao...