· Septambra, 2017

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Septambra, 2017

Fifindramonina, Fialokalofana sy Tanindrazana!

  21 Septambra 2017

Nanomboka tamin'ny revolisiona 1979, Iraniana an-tapitrisany no nandao an'i Iran noho ny antony isan-karazany ary nanomboka fiainam-baovao hafa tany amin'ity planeta ity. Bilaogera maro avy amin'ny anjerimanontolo no nizara ny antony nandaozan'izy ireo ny firenena.

Etazonia: Manahy Amin'ny Fifandraisan'i Armenia Sy Iràna

  13 Septambra 2017

Na any aminà “firenena kely” iray aza, mba te-hiaina finaritra ny olona, saingy noho ireo tsindry iraisam-pirenena rehetra mianjady ....tsy misy azontsika atao, afa-tsy ny mijery ny firenentsika hozongozonina miankavia miankavanana... raha tsy hoe misy zavatra tokony hatao angaha?

Ny Taombaovao Iraniana

  12 Septambra 2017

Hankalaza ny TAONA VAOVAO (1385), Norouz anio ireo Iraniana manerana izao tontolo izao. Mahavariana ny mahita fa bilaogera maro no mahatsiaro ireo gadra politika, bilaogera na tsia.