Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Mey, 2010
Iran: Nihaika an'i Ahmadinejad indray ny mpianatra
Mpianatra anjatony avy ao amin'ny Anjerimanontolon'i Shahid Beheshti ao Teheran no nanohitra ny fitsidihan'ny filoha iraniana Mahmoud Ahmadinejad tao amin'ny Anjerimanontolony ny 10 mey teo. Nihiaka tigetra manohitra azy tahaka ny...
Iran: tanàna maty any amin'ny tanàna Kiorda ho fanoherana ny fanamelohana ho faty
Nikatso ny fiainana tany amin'ny tanàna kiorda maro any Iran sy ny faritany hafa raha nitokona ny fandraharahana sy ny fivarotana tamin'ny alakamisy 13 mey teo ho fanoherana ny fampiharana...
Iran : Ilay andro “maitso” fiasana (farafaharatsiny ao anaty aterineto)
Ny Hetsika maitso Iraniana dia manao drafitra mba hanaovana ny 1 May, Andro iraisam-pirenena ho an’ny asa ho « andro maitso ». Tsy nanao fanoherana goavana ny hetsiky ny mpanohitra...
Iran: iza no mangalatra ireo sary vongana varahina?
Azo tarafina fa tany ahitana zavatra tsy ampoizina i Iran ary azo heverina fa tsy ho tapitra vetivety ireny. Nolazain'ny filazam-baovao iraniana sy avy any ivelany fa antony ara-pivavahana no...