Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Novambra, 2018
Fitsidihana ny bilaogy manerantany Talata
Mahmood of Mahmood's Den manambara fa tsy ny handray ny torolàlana avy amin'ny Reporters sans frontières ho an'ny aterineto maimaim-poana ihany no ataony fa handika izany amin'ny teny arabo koa izy, ary handefa azy ireo any amin'ny mpikambana ao amin'ny parlemanta.
Ny bilaogy Kiorda-ny vaovao farany 3 herinandro
Nanadino kely ny adidiko aho hitodika aminao ry namana mpamaky Global Voices, noho ny tsy fandefasako lahatsoratra momba ny tontolon'ny bilaogy Kiorda nandritra ny telo herinandro.
Lasa Any Amerika Latina i Ahmadinejad
Niady hevitra mikasika ny Filoham-pirenena Iraniana, Mahmoud Ahmadinejad, lasa any Amerika Latina sy ireo olana tsy mlitsahatra mitombo ao an-tokatranony, ireo blaogera.
Dia ao amin'ny tontolon'ny bilaogy Kiorda – nov 2005
Tratry ny fety avy amin'ny fizarana Kiorda ao amin'ny tontolon'ny blaogy!
Ny bilaogera Iraniana sy ny resaka nokleary: tsy mila krizy intsony azafady!
Nikasa ny hanohy ny fandaharan'asa nokleary ny fanjakana Iraniana, amin'ny fomba rehetra, ao anatin'izany ny fampitomboana ny oranioma. Afa-manampy an'i Iran amin'ny fahazoana baomba nokleary ity fampitomboana ity.
Ny mpanao gazety Iraniana sy ny famahanana bilaogy any Iran: Varavarankely misokatra hifandraisana
Manome ny fampahalalam-baovao mivantana ny mpanao gazety Iraniana ao amin'ny bilaoginy. Roa volana lasa izay (2005) dia navoakan'i Webnameh ny sarin'ireo mpanohana an'i Ganji teo anoloan'ny hopitaly talohan'ny namoahan'ny tranonkala hafa na ny gazety izany. Herinandro vitsy talohan'izay,..
Bilaogera Iraniana sy ny bilaogy iraisana: Avy amin'ny fampiharana demokratika hiarovana ny fahalalahana miteny
(Marihina fa tamin'ny volana Septambra 2005 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Niaina zava-baovao ny bilaogera Iraniana tao anatin'ny enim-bolana farany dia ny Famahanana Bilaogy Iraisana. Nisy ny bilaogera maro avy...
Iran: Voasambotra ireo Mpanohana an'i Akbar Ganji, Isan'izany ireo Bilaogera
Notanan'ny Hery Mpampihatra Lalàna sy lehilahy manao akanjo tsotra ary nentina tany aminà toerana tsy fantatra ny sasany tamin'ireo tanora nankao amin'ny Hôpitaly Milad taorian'ny antson'ireo bilaogera hanehoana ny firahalahiana amin'i Akbar Ganji.
Tontolon'ny bilaogy Alarobia ao Azia
Ny bilaogy amin'ny teny Farsi Shared Pains (nahazo ny Loka RSF Freedom Blog 2005) manana lahatsoratra amin'ny teny Anglisy momba ny fahalalaham-pitenenana ao Afghanistan (poa-tsatroka ho an'ny Afghan Lord).
Hiverina ao Iran i Hoder
Nanambara ilay Iraniana bilaogera monina ao Toronto, Hossein Derakshan, aka Hoder fa hiverina any Iran amin'ny herinandro ambony izy, na dia eo aza ny loza mety hitranga aminy.