Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Novambra, 2022
Miara-dia manohana ny vehivavy ao Iran i Indonezia izay ao anatin'ny ahiahy amin'ny firongatry ny konservatisma ao aminy
Satria nivory hanohana an'i Iran ireo mpanao fihetsiketsehana, nampitandrina ny mpikatroka sasany fa ny firongatry ny konservatisma any amin'ny faritra any Indonezia dia midika fa mety hamoy ny zony hisafidy ny vehivavy any Indonezia.
Niakatra ambony indray ny fifanenjanan'i Azerbaijàna sy Iràna
Nitabataba sy nifanakalo kabary feno fankahalana i Azerbaijana sy Iràna nandritra ireo herinandro nisian'ny fifanenjanana.