Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Janoary, 2013
Mikombom-Bava Amin'ireo Fisamborana Faobe Atao Ny Mpanao Gazety Ny Gazety Ao Iran
Namely indray ny lohalaharana erantany amin'ny mpamonja mpanao gazety. Raha kely indrindra Dia Iraniana 12 mpanao gazety no nosamborin'ny olon'ny fitondràna tamin'ny faran'ny herinandro teo.
Iran: Heloka Bevava Ao Amin'ny YouTube, Famonoana Ho Faty Eo Imasom-bahoaka
Zatovolahy roa, Alireza Mafiha sy Mohammad Ali Sarvari, no novonoina ho faty notapahan-doha tao Tehran, Iran vao maraimbe tamin'ny 20 Janoary 2013 teo imason'ireo mpijery [tandremo: mampihoro-koditra ny sary] tonga nanatrika izany,...
Fahalotoan'ny Rivotra Isanandro Ao Teheran Atao An-tsary.
Ho an'ireo Iraniana an-tapitrisa, fahavalom-bahoaka voalohany nandritra ny taona maro ny fahalotoan'ny rivotra iainana. Tany ampiandohan'ity volana ity, nanambàra ny Minisitry ny Fahasalamana fa olona maherin'ny 4.400 tamin'ny taona lasa no namoy ny ainy noho ny fahalotoan'ny rivotra tao Teheran, renivohitr'i Irana.
Mpikatroka Kiorda Roa Miatrika Sazy Fanamelohana Ho Faty Ao Iran
Tanora mpikatroka Kiorda Iraniana roa, Zaniar (na Zanyar) sy i Loghman Moradi no fantatra fa ho alefa hahatona araka ny filazan'ireo tranokalam-baovao Iraniana marobe sy ireo fikambanana mpiaro ny zon'olombelona. Voampanga ho...