Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Janoary, 2012
Iran: Mihamafy Ny Sazy, Ary Mitotongana Ny Lanjan'ny Vola Iraniana
Miatrika safodrano ara-toekarena ireo Iraniana satria very lanja isanandro ny vola nasionaly (Rial) noho ny fahamafisan'ireo sazy mihatra amin'ny solika Iraniana sy ny rafitra ara-bola.
Iran: Mpamaham-bolongana Islamika Nogadraina Mitokona Tsy Hihinan-kanina Ao Am-ponja
Hatramin'izay 33 taona nisian'ny Revolisiona Islamika izay, karazana paradisa ho an'ny mpitondra fivavahana Islamika i Iran, izay nahazo ny fahefana sy mitondra ny firenena. Saingy tsy izy rehetra. Mohammad Sadegh (Arash)...
Iran: Islamika Mpitondra Fivavahana Sady Mpitoraka Bilaogy Mitokona Tsy Mihinan-Kanina
Tanatin'ireo 33 taona hatramin'ny nisian'ilay Fiovàna Islamika, lasa karazana paradisa ho an'ireo mpitarika fivavahana Islamika izay nahazo fahefana sy mitondra ny firenena i Iran.
Venezoela: Niteraka Resabe ny Fitsidihana Nataon'i Mahmoud Ahmadinejad
Tonga tao Venezoela ny filoha Iraniana, Mahmud Ahmadinejad, tamin'ny Alahady 8 Janoary, fitsidihana voalohany amin'ny fitetezam-pirenena ataony izay mbola hitohy ao Nikaragoay, Kiobà ary Ekoatera. Niteraka resabe teo amin'ny valantserasera...
Iran: Bilaogera Mety Hiatrika Famonoana ho Faty Fa Manevateva Ny Islamo
Voampanga ho "manivaiva ny Mpaminanin'ny Islamo" sy "Fahavalon'Andriamanitra" na "Miantsy ady amin'Andriamanitra", fiampangana izay mety hitarika amin'ny fanamelohana ho faty any Iran, ny mpamaham-bolongana Iraniana 50 taona iray
Zambia/Iran: Diplaomaty Teo Aloha Miantso ny Tandrefana Hifampiraharaha Amin'i Iran Amin'ny Alalan'i IAEA
Mpanao politika maintimolaly Zambiana sady efa nisy fotoana efa diplaomaty natao ho solontena maharitry ny firenena tao amin'ny Firenena Mikambana i Vernon Mwaanga, izay nitafa tao amin'ny radion'olo-tsotra niteny fa tsy tokony...