Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Marsa, 2022
Mitokona tsy mihinan-kanina ilay bilaogera Iraniana malaza Hossein Rongahi taorian'ny fakàn'ny manampahefana an-keriny azy
Nentin'ny mpitandro ny filaminana nandritra ny bemidina ilay bilaogera, tsy nampahafantarina ny fiampangana azy na ny toerana misy azy akory ny fianakaviany. Niseho tao amin'ny fonjan'i Evin malaza ratsy izay nitazonana azy tamin'ny taona 2010 izy taty aoriana.