Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Janoary, 2018
Iran: Kabarin'i Ahmadinejad Tao Amin'ny Oniversiten'i Columbia
Nanjary lohahevitra mafana tao amin'ny media manerana izao tontolo izao ny kabarin'ny filoham-pirenena Iraniana, Mahmoud Ahmadineajd tao amin'ny Oniversiten'i Columbia ao New York sy ny teny mafy ary ny tsikera nataon'ny filohan'ny onivesite Lee C. Bollinger nandritra ny fanamarihany tamin'ny Alatsinainy 24 Septambra.
Netizen Report: Nosakanan'ny Manampahefana Iraniana Ny Tranonkala Iraisampirenena Sy Ny Sehatra Fandefasan-kafatra
Ny Netizen Report an'ny Global voices Advocacy dia manome topimaso iraisampirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany.
Niteraka Hetsi-panoherana ao Iran Ny Volavolan-Tetibola
Navadikareo ho mpangataka avokoa ny rehetra. Azafady mba lazao an'i Khamenei, lazao amin'ny filoha, lazao amin'ny rehetra, lazao azy ireo fa diso fanantenana izahay. Tsy mila an'ity revolisiona ity izahay. Halanay ireo mpitondra fivavahana.
Fitokonana Tsy Mihinan-kanina, Gazety Voasivana & Fikambanana Tsy Miankina Voarara
Fanontaniana nipetraka tany Iràna: Inona no dikan'ny hoe mpikatroka mafana fo amin'ny yahoo na Google ? [...] Inona ny dikan'ny hoe mpanao gazety cybernetika ?
Mihiaka Ny Vahoakan'i Iran: Lahatsary Maro Amin'ny Fihetsiketsehana
Nidina an-dalambe mba hanohitra ny governemanta ny olom-pirenena ao Iran, indreto lahatsary maromaro momba ny fihetsiketsehana nandritra ny andro vitsivitsy tao Iran.