· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Avrily, 2008

Iran : Voasivana ny Vaovaon’ny Shia

Lazain’i Bahraini [Fa] fa sivanin’ny mpitondra ny vohikalam-baovaon’ny Shia Iraniana ( foibem-pampahalalam-baovao ho an’ny shiita) nefa tsy misy manazava ny anton’izany. Ampian’ny mpamaham-bolongana moa fa nanapa-kevitra ny hampitsahatra ny asany...

05 Avrily 2008

Iran : Sarin’ny mpivarotena

Mahatsiahy an’i Kaveh Golestan, ilay mpaka saripika Iraniana malaza indrindra, izay matin’ny vanja milevina tamin’ny 2003 tany Iràka teo amin’ny faha-51 taonany i Sibiltala. Tian’ny mpamaham-bolongana [Fa] ny saripikan’i Kaveh...

05 Avrily 2008

Iran : Tendrombohitra miezinezina

Sangany amin'ireo blaogin-tsary Iraniana i Kosoof, manapariaka ny sarin'ny tendrombohitra miezinezina antsoina hoe Damavand : Mount Damāvand (Persian: دماوند ) also known as Donbavand, is a dormant volcano and the...

01 Avrily 2008