Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Marsa, 2013

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Marsa, 2013

Niteny ny Filohan'i Iran hoe “Hiara-HIverina amin'i Kristy i Chavez”

"Tsy isalasalako fa hiverina hiaraka amin'i Jesoa Kristy sy ireo olo-marina hafa i Chavez," Hoy ny hafa-pampiononana nataon'i Ahmadinejad tamin'ny fahafatesan'i Chavez

Miraondraona Amin'ny Lanitra Sandoka ny Voromby Mpiadin'i Iran Vaovao

Navoakan'ny bilaogera Iraniana tamin'ity volana ity fa sary sandoka namboamboarina ny sarin'ilay fiaramanidina mpiady tsy voaaraky ny maso, Qaher-313.

Fanontaniana Sarotra Ho an'ny Filohan'i Iran Voasivana Tao Amin'ny Fahitalavi-Panjakana

Notapahin'ny fantso-pahitalavi-panjakana Iraniana IRIB tampoka ny tafatafa nifanaovana tamin'ny filoha Mahmoud Ahmadinejad ho fanapahana ireo fanontaniana sy valiny sarotra momba ny toekarena Iraniana ka fampisehoana hafa no nanoloana azy.