Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

· Aogositra, 2012

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Aogositra, 2012

Iran, Israely: ‘Tsy Vonona Ny Ho Faty Amin'izay Adinareo’

Avy amin'ny lohateny lehiben'ireo fampahalalam-baovao mahazatra dia tahaka ny eo an-tokonan'ny ady i Iran sy Israely. Mitohy mandrahona hanafika ireo foto-drafitrasa nokleary iraniana ireo mpanao politika Israeliana, ary ireo manampahefana Iraniana kosa mitanisa ireo teny fanentanany hatrizay milaza ny "hanjavonan'i Israely eo amin'ny sarintany". Nefa arakaraky ny fitomboan'ireo sahoan-dresaka hisian'ny...

Iran: Raha Mamono Ny Horohorontany, “Mivavaka Ny Fahitalavitra”

.Horohorontany roa mahery vaika no namely ny faritra avaratra andrefan'i Iran, ny faritany Azarbaijan atsinanana tamin'ny Sabotsy (11 Aogositra 2012), nahafaty olona 250 ary naharatràna manodidina ny 1.800. Nibosesika tao amin'ny aterineto ireo Iraniana mba hisaona ireo nafoy sy hiantso fanomezan-drà ary fanampiana. Naneho ny hatezerany ihany koa ry zareo...

Iran : Nogadraina Ilay Mpitoraka Bilaogy Mpomba an’i Ahmadinejad

"Inona ary ity tontolo sy fitsarana misy antsika ity, nosamborina i Ahmad satria nanoratra sy nanohana ny filoham-pireneny." - Any am-ponja i Ahmad Shariat . Mpitoraka bilaogy mpomba an'i Ahmadinejad hafa ihany koa no nenjehan'ny biraon'ny mpampanoa lalàna noho ny fitsikeran'izy ireo ny mpiara-miasa amin'ny mpitarika fara-tampony, Ayatollah Ali Khamenei.

Iran: Mankalaza Ny Medaly “Manan-tantara” Sady Manakiana Ny Mpitsara

Mankalaza ny andro iray toa zato ho azy ireo teo amin'ny tantaran'ny Lalao Olaimpika ry zareo Iraniana satria nahazo medaly volamena roa ny atleta Iraniana ary medaly volafotsy roa tamin'ny Talata