· Febroary, 2019

Tantara mikasika ny Iràna tamin'ny Febroary, 2019

Iran: Mibilaogy mahavoaheloka ho faty?

GV Mpisolovava  27 Febroary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Jolay 2008 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nifidy ny volavolan-dalàna mikatsaka ny “hanamafisana ny sazy amin'ny fanakorontanana ny saim-bahoaka ao amin'ny fiarahamonina” ny parlemantera Iraniana. Miampy...

Iran: Tandindonin-doza ny ain'ilay bilaogera 

GV Mpisolovava  25 Febroary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2012 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Andro maromaro izay no nitokona tsy nihinan-kanina i Hossein Ronaghi Maleki ilay bilaogera nogadraina. Natahorana ny toe-pahasalamany ary nentina...

Iran: Tohidloo, nosamborina ilay bilaogera reformista

GV Mpisolovava  23 Febroary 2019

(Marihina fa tamin'ny volana Jona 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nosamborina i Somayeh Tohidloo, vehivavy bilaogera reformista. Satria nihamitombo ny hetsi-panoherana nanohitra ny voka-pifidianana filoham-pirenena Iraniana dia nosamborin'ny manampahefana...

Iran: Bilaogera reformista sy mpikatroka voasambotra

GV Mpisolovava  20 Febroary 2019

Raha mbola nanohy ny hetsiny ireo mpanao fihetsiketsehana nanerana an'i Iran nanohitra ny valim-pifidianana filoham-pirenena ny volana 12 Jona 2009 dia nosamborin'ny manampahefana Iraniana ireo mpikatroka an-jatony, anisan'izany ireo bilaogera.

Iran: Azo idirana indray ny FaceBook

GV Mpisolovava  19 Febroary 2019

Mitatitra ny tranokalam-baovao sy ny bilaogy Iraniana fa tsy voasivana intsony ny FaceBook any Iran. Milaza i Senoghteh fa nanery ny governemanta Iraniana hamerina indray ny FaceBook ny hetsika nasionaly sy iraisampirenena.