Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Novambra, 2018
[Tatitra] Teknolojia Ho an'ny Fangaraharana
Vokatry ny efa-bolana nikarohana momba ireo tanjona, fanamby, fahombiazana, sy ny fiantraikan'ireo tetikasa teknolojika an-tambajotra izay mikendry ny fampiroboroboana ny fangaraharana, fandraisana andraikitra ara-politika, sy ny fandraisana andraikitra amin'ny maha-olompirenena ity tatitra ity. Izany dia ahitana trangana fikarohana, famintinana ary tolo-kevitra amin'ny fanatsarana ny fitantanana mba hahatonga ny fampiasana ny teknolojia ifotony hahomby kokoa amin'ny fanatsarana ny lisitry ny tetikasa fitantanana manerana ny tany, izay manome torohay fototra voafariparitra ary toejavatra manodidina ireo tetikasa mifandray amin'izany.
Ny Fomba Fananganana Bilaogy An-dahatsary Maimaimpoana
Ohatra ny mora ihany ilay izy ho an'ny rehetra, na aiza na aiza, noho ireto torolàlana tsotra noforonin'i Michael Verdi ireto izay nalefan'i Peter Van Dijck mailaka tato amin'ny GV.
Vaovao Farany momba ny Hevitra Fanaovana Mobcast
Azon'ny rehetra manana kaonty Blogger ampiasaina hamoahana ireo podcasts avy amin'ny findainy ny mobcasting.blogspot.com, natsangan'i Andy Carvin.
Netizen Report: Miely manerana an'i Afrika atsimon'i Sahara ny hetran'aterineto — ary mampangina olompirenena
Milaza ireo fanamby, fandresena ary fironana misongadina amin'ny zo an'aterineto manerantany ny Advox Netizen Report.
Mpanangom-baovao ho an'ny Global Voices
Ny fanangonana ireo bilaogy avy amin'izao tontolo izao ireo dia inoantsika voalohany indrindra fa hanome sary mazava kokoa ny amin'izay azon'ireo mpamaky mampiasa fiteny samy hafa fantarina momba izao tontolo izao amin'ny alàlan'ny famakiana bilaogy, izay tsy ho hainy raha mionona amin'ny famakiana ny media mahazatra fotsiny izy.