Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Janoary, 2024
Tiorka mpanamory sambon-danitra voalohany nisidina an'habakabaka
Amin'ny fotoana izay andiavan'ny firenena ny krizin'ny vidim-piainana, ny fiakaran'ny vidin'entana sy ny fitotonganan'ny volan'ny firenena, dia nampametra-panontaniana ireo sasany ny amin'ny fanapahan-kevitry ny governemanta handefa an'i Gezeravci ho eny an'habakabaka.
Mametraka fanontaniana ny kaonty Flickr an'ny filohan'i Rwanda, Paul Kagame hoe : Afaka mamerina ny maripamantarana azy hita maso ve i Afrika ?
Ilay Nizeriana mpanoratra malaza, Chimamanda Ngozi Adichie, dia nanazava ny fomba fiantraikan'ireo tantara amin'ny maripamantarana, amin'ny fanefena ireo hevi-draikitra sy fanokafana làlana mankamin'ny fiitserana. Ary ahoana ny amin'ireo sary ? Inona no loza ateraky ny sary tokana monja?
An'ny voambolana ny fitenenana: Fizaràna faha #09
Ato anatin'ny “An'ny voambolana ny fitenenana - Les mots ont la parole”, asongadinay ireto telo ireto: voambolana pôrtiogey iray, "gallicisme" iray ao anatin'ny fiteny tseky ary voambolana iray milaza zavatra betsaka amin'ny fiteny "nouchi". l
Sisintany Nomerika: Manararaotra ny teknôlôjia avo lenta mba hanovàna ireo fitondrantena sôsialy manerana ny kaontinanta
Ny fiheverana ara-etika, ao anatin'izany ny fiainana manokana, ny fiantohana ny mangarahara sy ny fiarovana ny angondrakitra, dia tena zava-dehibe indrindra mba hahazoana antoka fa hitondra amina fiovàna miabo eny amin'ny fiarahamoniuna ireo firotsahana an-tsehatra mampiasa ny teknôlôjia, tsy hisy vokadratsy tsy ampoizina