Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Septambra, 2017
Ny Herinandro Tao Koety
Avelan'i Nibaq tao an-trano fandrona ny milina fanoratsoratany ka dia manoratsoratra eo daholo ny tsirairay ao an-tokantrano
Manamaivana Ny Famerana Ny Fampiharana Fandefasan-kafatra i Arabia Saodita, Saingy Mbola Voaràra Ny WhatsApp Sy Ny Viber
Taorian'ny sivana goavana nandritra ny efa-taona mahery, nanamaivana ny famerana ny fampiasana ny fampiharana antso antserasera sy ny fandefasan-kafatra (VoIP) amin'ny aterineto i Arabia Saodita.
Niteraka Korontana Tamin'ny Bilaogy Sri Lankey Ny Fandotoan-dresaka
Niteraka Korontana Tamin'ny Bilaogy Sri Lankey Ny Fandotoan-dresaka
Manasazy Kabarim-pankahalana Ny Lalàna Vaovaon'ny Media Sosialy Ao Alemaina
Manome topi-maso iraisam-pirenena momba ny fanamby, fandresena sy ny vaovao malaza momba ny zo aterineto manerantany ny Netizen Report an'ny Global Voices Advocacy.
Herisetra Ao Avaratra Andrefan'i Myanmar Niteraka Adim-baovao Antserasera Ahitana Fanehoan-kevitra Mankahala Ny Rohingya Sy Sary Hosoka
Sarotra ny manamarina ireo vaovao momba ny fifandonana ao avaratra andrefan'i Myanmar noho ny fampielezan-kevitra mamitaka, fanehoan-kevitra feno fankahalana, sy sary hosoka.
Ahoana No Hanamarihana Ny Bilaoginao Sy Hampitomboana Ny Isan'ny Mpamaky
Mahita bilaogy mahaliana maro aho manerana izao tontolo izao, maro amin'izy ireo no nasongadina teto amin'ny Global Voices. Mpanoratra sy mpandinika sangany izy ireo amin'ny famoahana hevitra sy eritreritra vaovao momba ireo olana atrehantsika isan'andro. Na izany aza, toa hita fa tsy manana mpamaky betsaka araka izay tratrany ireo bilaogera.
Mihena Ny Taranaka Ombivavy Naumuthe ao Nepal, Iray Amin'ireo Omby Bitika Indrindra Manerantany
447 fotsiny sisa ny karazana omby Achhami tavela.
Ny Herinandro Tao Bahrain (04/06/06)
Tsenan'ny aterineto: Na ianao mandray, na ianao miala, izay ilay tolotra, indrindra fa ilay orinasa irery ihany no manao ampihimamba ny tsenan'ny aterineto eto an-toerana.
Tontolon'ny Bilaogy Saodiana Herinandro Faran'ny Taona
Bilaogy matory, solosaina angatra, kolontsaina fitondrana fiarakodia Saodiana, fanapahan-dohan'i Saddam Hussein, MTV Arabo, bilaogera lesbiana Saodiana, Krismasy, sy bebe kokoa amin'ity herinandro ity. Andeha isika hanomboka izany ...
“Nofinofiko Ny Hitondra Ny Aterineto Ho Ao An-Tanànako” Fanomezana Voninahitra Farany An'i Boukary Konaté Avy Amin'ireo Akaiky Azy Sy Namana Mpiaramiasa Taminy
"Izy no vatana hita maso itarafana izay tsara indrindra teto amin'ity tany ity sy ny fahamendrehana maha-olonkendry eny anivon'ny olona rehetra.."