· Mey, 2013

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Mey, 2013

Mitrandraka Avy Any Ifotony Hisian'ny Fifidianana Madio any Bolgaria

Dimy andro latsaka, ny 12 May, ireo mponina Bolgara dia nifidy parlementa vaovao. Misy fisalasalana anefa raha ny ho fanekena ny fifidianana ho avy. Mba hanampiana ny fanaraha-maso ireo fanitsakitsahana ny dingam-pifidianana, namorona fiasana maro ao anatin'ny aterineto ireo Bolgara mpikatroka mafàna fo. Tatitr'i Ruslan Trad.

20 Mey 2013