· Novambra, 2018

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Novambra, 2018

Hita tanaty Fandikàna teny

Iray amin'ireo fanamby lehibe indrindra amin'ny fampandehanana ny adihevitra eratany ety anaty aterineto ny fandikana teny. Tsy zavatra moramora ny manolotra hevitra sy fandinihana amin'ny teny sy kolontsaina iray ho any an-kafa ary matetika mandany fotoana bebe kokoa noho ny fanoratana ilay lahatsoratra tany am-boalohany. Na izany aza, mirotsaka hanolotra feo betsaka amin'ny fiteny samihafa ny Global Voices

Myanmar (Birmania) : Ny Barcamp Yangon voalohany

  14 Novambra 2018

(Marihina fa tamin'ny volana Febroary 2010 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Fahombiazana lehibe ny Barcamp Yangon 2010 izay natao voalohany tao Myanmar (Birmania) nandritra ny roa andro, niaraka tamin’ny mpandray anjara maherin’ny 2.700 tamin’ity hetsika ity. Ireo nanatrika nandritra ny lanonana fanokafana Natao tao amin’ny Info-Tech tamin’ny faha 23 sy...

Aterineto, Demaokrasia sy ny Fampihorohoroana

  13 Novambra 2018

Eto Madrid izaho sy Ethan Z (ankoatra ny hafa) amin'izao fotoana izao, ao amin'ny valan-dresaka Safe Democracy, izay ahitana olona manerana izao tontolo izao mivory mba hiresaka momba ny ady ataonao amin'ny fampihorohoroana nefa tsy manimba ny demokrasia.

Zeorzia-Rosia : Ady anaty Aterineto

  06 Novambra 2018

Ankehitriny, ady no eto amin'ity fanaovana karajia ity, Rindrin'ny tsy fahaizana mifankahazo, fifanomezana tsiny, fiampiangàna, fifanompàna ary ilaozan'ny olona izy, toy ny mpitsoaponenana. Androany, iray tamin'ireo olona fantatro no nanoratra tamiko hoe nialàny ilay vondrona. Toy ny hoe tsy misy intsony ny fitiavana sy ny fanembonana ny omaly. Androany, lasa tanin'ady

Kambodza-Thailandy: Adihevitra manodidina ny vohikala ilovethailand.org

  05 Novambra 2018

Vao haingana no niteraka resabe tamin'ny tambajotra ny fandefasana ny vohikala ilovethailand.org. (tsy mandeha intsony ny rohy). Nanambara ny Praiminisitra thailandey Abhisit Vejjajiva fa io vohikala io dia mikendry ny hamerina indray ny endriky ny firenena ary hampitambatra ny firenena ao anatin'ireo fikorontanana tato ho ato. Teraka avy amin'ireo fitakiana tao amin'io vohikala io ny adihevitra mikasika ny " tany verin'i " Thailandy - tany izay tsy iza fa i Kambodza ankehitriny.