Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Mey, 2019
Polonina: Nanomboka nibilaogy ny Praiminisitra teo aloha Jarosław Kaczyński
Ny 18 Febroary, nanokatra bilaogy i Jarosław Kaczyński, mpitarika ny antoko nasionaly mpandala ny mahazatra ho an'ny Lalàna sy ny Rariny, niteraka fanehoan-kevitra maherin'ny 1.650 ny lahatsorany voalohany tao anatin'ny roa andro monja. Indreto misy ohatra sasantsasany izay mampiseho ny habetsahan'ny fihetseham-po manodidina ity bilaogera vaovao ity.
Edward Snowden, ampamoaka 365 andro

Nanomboka ny 5 Jona 2013, betsaka ireo ampamoaka momba ny fanarahamaso erantany. Indro ny fitetezana ny sasany amin'ireo zavatra tena manandanja fantatray avy amin'ny ampamoaka nataon'i Snowden.
Mampiseho ny fomba fampiharana ny fitsipiky ny sivana any Shina ny lalao vaovao ao amin'ny Tencent

Manery ny mpamokatra lalao hampiroborobo ny soatoavina, ny kolontsaina ary ny sary Shinoa amin'ny alalan'ny lalaony ilay fitsipika vaovao.
Arabia Saodita:Tezitra noho ny fisamborana an'i Al Farhan ireo bilaogera
Mitohy hatrany manerana ny tontolon'ny bilaogy Arabo ny fanehoan-kevitra taorian'ny fisamborana ilay bilaogera Saodiana Fouad Al Farhan, izay mbola tsy fantatra ny fiampangana azy.
Sambany tany Israely no voasakana ny tranonkala filokana amin’ny Aterineto

Nanome baiko ny mpamatsy tolotra Aterineto rehetra tao amin’ny firenena ny polisy Israeliana mba hanakana ny fidirana amin’ny tranonkala maromaro manao filokana an-tserasera,
Nofoanan'i Angola ny antso fitadiavan-tolotra iray rehefa nahiana ny fisian'ny kolikoly
Tamin'ny janoary 2018 no natsangana ny Telstar, manana renivola 550 euros, ary ahitana ny jeneraly Manuel João Carneiro (90%) sy ny mpandraharaha António Cardoso Mateus (10%) ho manana ny petrabola ao aminy