· Jona, 2008

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Jona, 2008

Vovonàna GV : Tena lafatra ny andro voalohany !

  30 Jona 2008

Raha izay fahitanay azy dia tena lafatra ny andro voalohan'ny vovonàna 2008-n'ny Global Voices izay tanterahina any Bodàpestà, any Hôngria (mazava ho azy fa tsy arakay maso daholo izay antsipirihan'ny...

Japana: Ny lazan'ny tolotra Q&A

  08 Jona 2008

Voka-pikarohan’ny NetRatings Japan, Inc. [ja] nivoaka ny 23 May ary nivoaka tao amin’ny japan.internet.com [ja] no namoaka fironana vitsivitsy nanaitra [ja] nalaina avy amin’ireo mpampiasa aterineto Japoney. Tanatin’izany rehetra izany,...

Tanzania: milina fikarohana avy any Tanzania

  08 Jona 2008

White African dia nahatsikaritra tranonkalam-pifandraisana roa vaovao avy any Afrika Atsinanana: “Bongoza dia milina fikarohana natao ho an’i Tanzania. Nanitikitika ahy ny fisainana hoe milina fikarohana iray isaky ny firenena....

Afrika: Tonga ankehitriny ny e-fitondrana

  06 Jona 2008

David Kobia no miady hevitra momba ny e-fitondrana (e-governance) any Afrika: “Heveriko ankehitriny fa azo atao amin'izay ny misaotra ampahibemaso ny mpanao politika any amin'ny tany Afrikana ampahibemaso noho ny...

Brezila: Fampidirana ny bloguecast (bolongam-peo)

  01 Jona 2008

Haitao mampiray aina vahoaka sy onjan-taranaka samihafa ary ny sivana no anisan'ny lohahevitra nobanjinina tamin'ny fandaharana voalohan'ny Bloguecast, fandraisam-peo tontosaina sy ampiroboroboin'ny BlogaIsso [pt]. “ny hamoaka andiany iray isan-kerinandro no...