Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Jona, 2010
Venezoela: ireo mpampiasa Twitter, mpitoraka blaogy ary ireo mpikambana amina forum ao ambany mason'ny fitsaràna.
Ny tantara lavan'ireo fitsabahana amin'ireo banky any Venezuela [EN], dia nitarika tsaho marobe tsy azo nosorohana momba ny hoe banky iza indray no hiharan'ny fitsabahana ato ho ato. Ny Banky...
Rosia: Famakafakana ny hetraketraka atao amin'ny mpitoraka bilaogy
Tato anatin'ny 5 taona izao dia mpitoraka bilaogy miteny rosiana 40 eo ho eo no lasibatry ny piraty informatika (hackers) ka izany hetraketraka izany dia tarihan'ny vondrona mitondra ny anarana...
China: Fanentanana ny mba hampiasàna ny tena anarana eo anivon'ny aterineto
Ho an'ny maro amin'ny mafana fo amin'ny fampielezam-baovao, ny fametrahana ny tena anarana eo anivon'ny aterineto dia fanitsakitsahana ny fiainana manokana, kanefa, ao China, misy sasantsasany amin'ireo olon-tsotra mafana fo...
Palestina: “Matahotra ranomasina aho”
Ho fihetsehana amin'ny “raid” tamin'ny Flotilla-mpahafahan'i Gaza tamin'ny 31 May, nanoratra lahatsoratra miendrika kanto ilay mpitoraka blaogy Gaza Kawther Abu Hani miainga amin'ny fomba fijerina ankizy, mitondra ny lohateny hoe...
Argentina: Fankalazana ny faha-roanjato taona amin'ny aterineto
Nankalaza ny faha-200 taonan'ny fiandohan'ny fanasarahana azy tamin'i Espana i Argentina, nanomboka ny May 25, 1810. Tamin'io fotoana io, komity iray tao an-toerana no nanapa-kevitra ny hanongana ny mpanjaka lefitra...
Bangladesh: Facebook nosakanana vonjimaika
Bangladesh izao no firenena faharoa any Azia aorian'i Pakistan manakana ny Facebook iray manontolo tao ho ao. Tamin'ny Zoma 28 May 2010 nanodidina ny tamin'ny 8:30 dia natao ny fanakànana...