Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Oktobra, 2007
Afrika : Saritanin'izao tontolo izao sy ny fahalalana ny teo-javatra any an-toerana
Ny blaogy White African dia mampiharihary izay ambaran'ny sarintanin'izao tontolo izao izay mirakitra ny làlana mifehy ny zava-pisotro mahamamo, momba an'i Afrika : « This map instead represents a real...
Myanmar : Ny Aterineto sy ireo Mpanokantena
Ny blaogy Sacred Media Cow dia manazava fa ny figejan'ny fitondrana jadona ara-miaramila ny Aterineto dia mety ho nanampy tsy an-pidiny ireo Mpanokantena Birmana : « The little fragments of...
Barbada : Miblaogy koa ny ao amin'ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI
Ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI na Fonds Monétaire International | International Monetary Fund dia manana blaogy ary heverin'ny blaogy Living in Barbados fa : « this recent step into the blogosphere,...
Repoblika Dôminikana : Sarin'ireo mpanao ratsy voasambotra
Ny blaogy Remolacha.net [Espagnôla] dia mihevitra fa tsy maintsy halan'ireo mpanao ratsy izao ireto finday sy fakan-tsary vaovao nohon'ireo sary izay nosamboriny, izay ahitana ireo mpanao ratsy ireo voasambotra. Eduardo...
Afrika Atsimo : Tafatafa tamin'ny mpanao haiendrika hoan'ny WordPress
Ny mpiblaogy Nick dia nitafatafa tamin'ny mpanao haiendrika [designer] hoan'ny WordPress : « I recently decided that I need to do more interviews with great people in SA. The first...
Nizeria : « Angidim-by vita Nizeriana » tany Kano
Ny blaogy Afrigadget dia mitatitra momba ilay « angidim-by [hélicoptère] vita Nizeriana » : « Yahoo! News carries a story from October 21st about Mubarak Muhammad Abdullahi of the Kano...
Afrika : Ny hantsan'ny tambanjotra miridiridy
Ny blaogy Bankelele any Kenya dia mitatitra ny fahasahiranany eo amin'ny fampiasana aterineto nohon'ny « hantsan'ny tambanjotra miridiridy » : « Also as more and more local video content and...
Afrika Atsimo : Hevitra tsara ve ny e-varotra ?
Ny mpiblaogy Ramon Thomas dia matoky fa misy fanantenana ny hoavin'ny e-varotra any Afrika Atsimo : « And even through less than 10% of South Africans have Internet access that...
Topi-maso Arabo : Aorian'ny Facebook, Miala any ny Hatebook
Aorian'ny Facebook [bokin'ny endrik'ireo tapaka sy namana], miala any ny Hatebook [bokin'ny fankahalana]. Indreto blaogy roa avy any Tonizìa sy Omana mizara ny fomba fijeriny ireto vohikala vaovao – Hatebook.com...
Shina : Manoina ireo mpiblaogy taorian'ny fanakanana an'i Youtube
Ny mpiblaogy Kenneth Tan dia nanambatra ao amin'ny blaogy Shangaiist [Anglisy] izay mety ho lahantsoratry ny mpiblaogy naterak'ity fanakanana an'i Youtube any Shina ity. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa...