Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Febroary, 2021
Inona no miandry an'i Hong Kong amin'ny 2021?
Fisamborana faobe, fibahanana tranonkala aterineto, fahataperan'ny fahalalàhan'ny fitsaràna, ankoatra ny zavatra hafa, no toa manangasanga ao Hong Kong ho an'ity taona ity.