Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Janoary, 2020
Tsy enta-mavesatra ny EDF sy Areva, fa milin'ny tetezamitan'ny angovo
Ny voalohan'ny volana Oktobra, nitatitra ny lanjan'ireo antokon'olona afaka manampatra ny fahefan'ny volany amin'ny parlemantera ireo mpanao fihetsiketsehana avy amin'ny France nature environnement. Miampanga ny Areva sy ny EDF ho "enta-mavesatry ny tetezamitan'ny angovo" izy ireo, tsy miraharaha ireo fampiasambola be dia be nataon'izy ireo tao anatin'izany sehatra izany.
Tsy mahazo Afa-tsy 5 volana fanaovana asa fanompoana Fiarahamonina ilay lehilahy Breziliana iray voampanga amin'ny Trangàna fanaovana valifaty amin'ny lahatsary mamoafady
Nanao voady ny hiady mba hahatonga ny fanaovana valifaty an-dahatsary mamoafady ho toy ny fandikandalàna ilay niharam-boina.
Raha diso fanantenana tamin'ny Netflix, aiza isika no hijery ireo andian-tantarantsika ?
Tsy niomana momba izay zavatra takian'ny kolontsaina fantsay ny Netflix ary dia nisedra ny mangidy.