Vaovao Farany momba ny Hevitra Fanaovana Mobcast

(Fanamarihana: lahatsoratra nivoaka tamin'ny Janoary 2005)

Akory aby… Nahavita nanangana vohikala blogspot aho — mobcasting.blogspot.com — izay azon'ny rehetra manana kaonty Blogger ampiasaina hamoahana ireo podcasts avy amin'ny findainy. Raha tsy manana fahana RSS mora ampiasaina ho an'ny podcast ny Blogger, manana izany kosa ny FeedBurner, ampiasaiko hamoronana ireo tenifototra mpamaritra mampety ny fanaovana podcast izy noho izany.

Ka raha misy olona te hanandrana azy io, teneno aho — afaka manome anao ny fahafahana mamoaka ao anatin'ilay bilaogy aho avy eo mba hahafahanao ihany koa mampiakatra podcasts avy ao amin'ny findainao…. -andy

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.