Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Janoary, 2013
Nahanton'ny Twitter Ny Kaontin'ny Encyclopedia Kiobàna “EcuRed”
Nahanton'ny Twitter ny kaontin'ny [en] Encyclopedia Kiobana "Cubana EcuRed" araka ny fanambaràna iray nakarina tao amin'ny bilaogy ofisialin'ny tranonkala Ecured.
Voasakana, Nalàna Sakana Ary Voasakana Indray ny YouTube Tany Pakistana
Taorian'ny telo volana nanakanan'ny governemanta ny YouTube, afaka niditra tao amin'ilay vohikala fizarana lahatsary ihany ireo Pakistaney ny 29 Desambra 2012. Nefa fohy ihany anefa ny faharetan'izany fitoniana izany.
Ekoatora: Mandà Tsy Hitokana Vala Famokarana Herinaratra Ahodin-drivotra Ny Filoha
Nisafidy ny tsy hanaisotra ny voalin'ilay vala famokarana herinaratra ahodin-drivotra ao Villonaco ny Filoha Ekoatoriana, izay heverina fa mbola tsy vita hatramin'ny farany. Manana ireo fanehoan-kevitry ny mponina ao Loja i Alison Martínez.
Manampy Ny Keniana Hampibaribary Ny Hosoka Amin'ny Maha-mpikambana Anaty Antoko Politika Ny Teknolojia
Satria miomana hiatrika fifidianana izay ho filoham-pirenena ry zareo Keniana ato anatin'ny 90 andro, noporofoin'ny teknolojia ny sady maha-namana no maha-fahavalo azy ho an'ireo maro mpanao politika: Nivoitra tamin'izany àry fa tao amin'ny tranonkalan'ny Kaomisiona Keniana Mahaleotena Momba ny Fifidianana Sy Ny Vakim-paritra dia marobe ankehitriny ireo antoko politika no...
Oganda Tamin'ny 2012: 50 Nahaleovan-tena Sy Solombavambahoaka Tanora Indrindra Ho An'i Afrika
Iray amin'ireo taom-pahasambarana teo amin'ny tantaran'i Oganda ny 2012. Fahatsiarovana mamy miainga avy any amin'ny nahalanian'ilay mpikambana tanora indrindra ao amin'ny Parlemantam-Pirenena tamin'ny fankalazana ny faha-50 taona nahaleovan'ny firenena tena.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...