· Oktobra, 2008

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Oktobra, 2008

Afrika: ny lalàna 7-n'ny fihavaozana

  23 Oktobra 2008

White African no manoratra ny lalàna 7-n'ny fihavaozana nosoratan'i Ethan : “Namoaka sombin-dahatsoratra nahatalanjona iray hafa indray i Ethan Zuckerman. Tamin'ity indray mitoraka ity dia ny fitondrana zava-baovao eto Afrika...

Ginea Bisao: Mihamalaza hatrany ny finday

  23 Oktobra 2008

Jorge Rosmaninho no manoratra ao amin'ny gazety antserasera mpiteny pôrtigey O Patifundio [pt] fa miroborobo fatratra ny finday any Ginea Bisao. “Tsy misy mpampianatra izay tsy mitaraina fa, isaky ny...

Ezypta: Voafonja asesika toy ny Sardine

  15 Oktobra 2008

Gadra atao antontany ao anaty baravy? Nampiseho fanitsakitsahana zon'olombelona ao amin'ny bolongany malaza Misr Digital indray ilay Ezipsiana mpamaham-bolongana Wael Abbas efa nandrombaka loka. Wael no manazava: هذه الصورة أرسلت...

Liberia : Tantara fohin'i Liberia

  09 Oktobra 2008

Amin'ny famangian'i David Sasaki, an'i Monrôvia, any Liberia izay hampianarany ireo Liberiana izay fomba fanaovana blaogy. Nanoratra fohy ny tantaran'i Liberia izy : Liberia’s history – and specifically its relationship with the United...