Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Marsa, 2015
Andron'ny Vehivavy Maneran-tany: Daty Iray, Zava-mitranga An-davitrisany
Na dia ireo vondrona mpiaro ny ara-tsosialy aza no voalohany nanely ilay fety maneran-tany, ary miompana bebe kokoa amin'ireo vehivavy miasa, samy manana ny endriny any amin'ny tany samihafa manerana ny tany ilay andro ankehitriny.
MItsidika ny Faritr'i Everest Ao Nepal Tsy Miala ny Tanindrazana
Nanangana fitsidihana virtoaly ao amin'ny faritra Khumbu ny Google.
Balafomanga Mandeha Amin'ny Vatomamy? Nekena ny Fanamby!
Olona manerana an'i Japana no nandray anjara tamin'ny Tetikasa Balafomanga Vatomamy, miditra an-tsehatra amin'ny fandefasana balafomanga. Nampiakatra ny vokatra azo tao amin'ny lahatsary Youtube ny mpanamboatra vatomamy UHA Mikakuto .
Fifanakalozan-kevitra Momba Ny Fifandraisana — Fa Tsy Fiovàna Politika — Ao Iran
Angonin'i Iran ireo manampahaizana momba ny aternieto mba hiresaka mikasika ny fomba mora hahafahan'ny Iraniana hanana fidirana amin'ny teknolojian'ny fifandraisana sy ny fampahalalam-baovao, izay mampifandray ny Iraniana samy Iraniana, ary amin'izao tontolo izao.
Afaka Hanavotra Ny Liona Ao Kenya Sy Tanzania Ve Ny Sarintsarinà Fihazàna?
Mifanome tànana ireo Maasai mpiady sy ireo mpikarika momba ny biolojia ao Kenya sy Tanzania mba hanapahana ny fifandonana eo amin'ny liona sy ny olona ao Kenya.
Iran Anie Mba Te-ho Naman'ny Google
Tongava soa eto Iran ry Google, hoy ny manampahefana ao amin'ny governemanta, raha mbola manaja ny 'fepetra ara-kolontsaina' izy.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...