Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Novambra, 2007
Madagasikara : Fanamboarana lakana
Ny mpiblaogy Anglisy vavy Ruth izay monina any Antsiranana [nanomboka tamin'ny taona 2005] dia manazava ao amin'ny blaogy Vazaha Gasy ny fomba fanamboaran'ny Malagasy lakana araky ny traikefan'i Jean, rain-janany...
Web finday sy fanerena fitialiana VIH ny rehetra ao Malawi
Noho ny tolotra vaovao omen’ireo orinasam-piantsoana an-tarobia Malawi Télécommunications Limited sy mpanome antso finday anankiroa dia Telekom Networks Malawi (TNM) sy Celtel Malawi dia afaka mampiditra aterineto any an-trano na...
Brezila : Tsy misy Aterineto efa ho 95 ora, 43 min, 17 sek, dia mbola mitohy …
I Gabriela Zago izay voatery miblaogy avy any amin'ny Cyber any Brezila nanomboka tamin'ny Talata nohon'ny fahatapahan'ny tambanjotra Aterineto tao an-tranony, dia mitantara fa ny tolotry ny orinasa Brasil Telecom...
Kenya : Porofoin'ny finday fa tsy ambakà ny mponina any ambanivohitra
Asehon'ny mpiblaogy Rebecca Wanjiku amin'ny alalana tantarana finday fa tsy ambakà velively ny mponina any ambanivohitra : « …woman had received an SMS indicating that she has been entered into a draw...
Afrika : Fomba fandoavam-bola mampiasa feo any Afrika
Ny mpiblaogy Olivier Gabirault dia mitatitra mikasika ny Maâtcard, izay fomba fandoavam-bola vaovao namboarina manokana hanamaivana ny fampiasana azy amin'ireo firenena andalam-pandrosoana toa an'i Afrika : « une carte de paiement acoustique,...
Shily : Teti-panorona hoan'ny OLPC
Ny mpiblaogy Luis Ramirez izay mambran'ny OLPC any Shily dia mitantara ao amin'ny blaogy One Laptop Per Child News [Solosaina Iray Isan'Ankizy] izay teti-panorona kasaina apetraka mba hatrany ny tanjony...
Tanzania : Miantso amin'ny finday eo am-piandrasana ny kiraronao ho vita borosy
Any Tanzania, raha mbola eo am-piandrasana ireo kiraronao ho vita borosy ianao dia afaka koa miantso amin'ny finday : « The telecommunication leader in Tanzania Vodacom, is leveraging the network...
Afrika Atsimo : News24.com no voalohany nahatratra ny isa 1 tapitrisa
Ny vohikalam-baovao News24.com no vohikala voalohany nahatratra mpitsidika miisa 1 tapitrisa isam-bolana tany Afrika Atsimo : « My marketing team at 24.com are going to think that I am naughty...
Madagasikara : Diaspora sy ny Fampandrosoana
Navitrika dia navitrika ny tontolombolongana Malagasy (blaogasyfera) nijery ny anjara toeran’ny any ampielezana amin’ny fampandrosoana an’i Madagasikara. Lohahevitra efa mahazatra ny tontolombolongana Malagasy sy eo amin’ny tahirin-kevitra fampandrosoana afrikana moa...
Nizeria : Taranja vokarin'ny MIT hampiasain'ny Anjerimanontolo Nizeriana
Ny blaogy AfricanLoft dia manoratra mikasika ilay Anjerimanontolo Nizeriana izay mampiasa amin'ny alalan'ny Aterineto, taranja novokarina tany amin'ny Anjerimanontolo Amerikana fata-daza MIT [Massachusetts Institute of Technology] : « The Osun State University,...