Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Janoary, 2008
Bermuda : Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy “nahantona”
Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy any Bermuda i Allan Palmer, nambarany fa “nahantona” amin'ny maha-Polisy azy izy noho ny lahatsoratra izay napariany teo amin'ny blaoginy : That article was posted as a last minute ditch to abort a devious plans which was orchestrated and initiated for my demised. To ensure...
Borkina Fasô : fomba, fety ary boky vaovao
Samy manana ny fotoany avokoa na ny andro sahaza ho azy avokoa ny zava-drehetra, hoy ny voasoratra ao amin’ny baiboly araka ny Bokin’ny Mpitoriteny (sy ny hiran’ny mpihira rock amerikana tamin’ny taom-polo 1960 the Byrds). Misy ny andro ahaterahana. Misy ny andro ahafatesana. Zavamisy mpitranga any Borkina Fasô izany tahaka...
Nizeria : Haingam-pivoarana ny toetoetry ny Aterineto
Yomi no miresaka mikasika ny fivoaran'ny toetoetry ny Aterineto any Nizeria : The internet landscape in Nigeria is fast changing. Ten years ago, we did not have the kind of access to internet services that we have today. Neither did we have the diversity that is on ground today. “Haingam-pivoarana...
Maraoka: Vaovao farany mikasika ny sivana
Taona nisavoritaka ho an’ny fahalalahana anivon’ny aterineto maraokana ny 2006, noho ny fisian’ny vohikala voatohana tsy hipoitra. Mbola tsy tsara noho izany koa ny taona 2007 raha zara fa navela notopaza-maso tsindraindray indray ny vohikala azo nojerena mandava-taona teo aloha. Moi, dans tous mes états (fr) no namintina tamin’ny lahatsorany...
Afrika : Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana
Afropolitan no manolotra lahatsary ahitana an'i Ron Eglash mamelabelatra mikasika ny Matematika tsikaritra amin'ny haitaotrano Afrikana : Mathmetician Ron Eglash traveled to Africa to do research on fractals. What he found was amazing, but not surprising to those of us who appreciate the ingenuity and creativeness in Africa. “Nitety an'i...
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...