Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Desambra, 2007
Libanona: Raha foana tahirin-tsolika
“Halavirana hatraiza no vitan'ny fiaranao rehefa manamarika (mena) ny tabilao fanamoriana fa lany ny tahirintsoliky ny fiaranao?” hoy ny fanontanian'ny mpamaham-bolongana Libaney Mark, izay te-hampilaza amin'ny mpamily fiarakodia hoe hatramin'ny...
Malawi : William Kamkwamba any amin'ny gazety Wall Street Journal
Ny mpiblaogy Erik dia manoratra ao amin'ny blaogy Afrigadget mikasika an'i William Kamkwamba, tanora siantifika avy any Malawi : « We’ve written about young Malawian William Kamkwamba a couple of...
Oganda : Tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday
Ny mpiblaogy Kenny dia mizara sary izay ahitana fa tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday any Oganda: « Taken in Uganda last week, a great example of adaptive product...
Paraguay : Ny vidin'ny tambanjotra Aterineto
Ny blaogy Internet en Paraguay dia manambara ny tsy hafaliana eo anoloan'ny fampitaham-bidy izay mampiseho fa avo fito heny [7x] ny vidin'ny tambanjotra miridiridy 1Mbps Aterineto any Paraguay raha mihoatra amin'ny any...
Brezila : Momba ny fandrombahana ny amboara tamin'ny fifaninanana sarimihetsika tamin'ny YouTube
Ny mpiblaogy Rodrigo Savazoni dia manararotra ny fandresen'ny sarimihetsika Breziliana tamin'ny fifaninanana sarimehtsika fohy [short film | court-metrage] YouTube Project:Direct hiresahana momba ireo zava-baovao momba ny sarimihetsika izay ateraky ny fivoaran'ny teknolojia...
Iran : “Nahoana no tsy Yahoo no toerana tandrify ?”
Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia manohy ny tolona ataony mba hamerenan'ny vohikala Yahoo mail an'i Iran anivon'ireo firenena azo isafidianana [Farsi], dia nametraka ary ny tetikasa...
Nizeria : Manja ireo solosaina-findainay
Ny mpiblaogy Sokari dia manapariaka sarina mpianatra maro mirongo solosaina any Nizeria [ireo solosaina-finday maitso mora vidy (100$) izay novokarina manokana ahafahan'ireo ankizy mpianatra any amin'ny faritra ambanivohitra any amin'ny...