· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Janoary, 2008

Ghana : Ghana 2008 Mivantana amin'ny Aterineto

  23 Janoary 2008

Blaogin'ireo Nizeriana mpankafy kitra [Nigerian Football Fans Forum blog] dia mizara rohy vitsivitsy ahafahana manaraka mivantana ny lalao famaranana fiadiana izay ho tompon-dakan'i Afrika 2008, taranja baolina kitra: If you are always online and still want to watch the game, i have just researched and come out with some online TV where...

Shina: Fitombon'ny mpivoivoy amin'ny aterineto

  22 Janoary 2008

Navoakan'ny Foiben'ny Fifandraisan-davitra sy filazam-baovao any Shina tamin'ny herinandro lasa teo ny mombamomba ny fivoaran'ny Aterineto any. Voambara ary fa nahatratra 210 000 000 ny isan'ny Olonineto (mpivoivoy amin'ny aterineto) tamin'ny taona 2007 ka nolazana fa ny nampitombo be dia be io isa io dia noho ny fitombon'ny tambanivohitra niditra...

Kenya : Tao-tsaritanin'ireo aloka sy ireo hazavàna

  22 Janoary 2008

Ethan Zuckerman no mitatitra momba ny vohikala Ushahidi.com: One way to measure the continuing protest and unrest is to follow the story through Ushahidi, a citizen media site put together by friends of mine to allow Kenyans to post news about post-election unrest and violence. Each incident is added to...

Japàna : Amin'ny endrika vaovao

  19 Janoary 2008

I Edo no manapariaka sary HDR/GGD vitsivitsy mampiseho an'i Japàna izay nangoniny. [FANAMPIM-PANAZAVANA : ny HDR na GGD (High Dynamic Range photography | Imagerie à Grande Gamme Dynamique) dia fitambarana teknika ampiharina amin'ny sary amin'ny alalan'ny solosaina izay ahafahana manome sanda bebe kokoa ireo “pixel” tsirairay. Endrika vaovao no vokatr'izany sary izany. Tsahivina fa...

Meksika: hivory ny mpampiasa Twitter

  17 Janoary 2008

Twittmx [es] no anarana iantsoana ny fivoriana voalohany hotanterahin'ny “Twitteros” na mpampiasa Twitter any Meksika. Ny faniriana moa dia ny hanatanterahana ny fivoriana ho isam-bolana.

Kenya : Ny vohikala Ushahidi.com anivon'ireo filazam-baovao

  15 Janoary 2008

Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya : A couple of us have been doing interviews and trying to get the word out about Ushahidi to as many news and media outlets as we can. « Ny sasantsany...

Japana : tsy hividy fiara vaovao aho

  15 Janoary 2008

Ny siosion-dresaka an-dalambe no milaza fa mitotongana ny toe-karena Japoney, ary ny fihisatry ny varotra fiarakodia no antony lehibe miteraka izany. Iza no omentsiny ? Ny ankizy, hoy ny sasany, izay tsy mazoto hividy zavatra azo tsapaintanana. Nanoratra ny momba ny fihenan’ny fividianana fiara ity ny mpamaham-bolongana tamin’ity herinandro ity,...

Egypta : Boky avy amin'ny Blaogy

  14 Janoary 2008

Fantsona tsotra fampahalalam-baovao ny blaogy, ary izay atolony dia mety ho (zavatra samihafa toy ny) vaovao, tatitra, famoaboasana raharaha pôlitika, na sary. Misy koa ireo mpiblaogy izay mizara ny fandinihany, tantara fohy, ary poezia ao amin'ny blaoginy. Any Egypta ankehitriny, amin'izao ankatoky ny hisokafan'ny “Fampiratiana natokana hoan'ny boky” any Le...

India: Ny nampisehoana ny fiara Tata Nano

  14 Janoary 2008

Nampisy tabataba tamin’ny tontolom-bolongana ihany ny nampisehoana ny Tata Nano, fiaramadinika vaovao aranty ao amin’ny New Delhi Auto Expo (rantin’ny fiara amidy eto New Delhi). Amidy 100,000 Rs (eo ho eo amin’ny 2500 USD eo) moa ny ny vidin’ny fiara iray ka mametraka azy ho fiara mora indrindra eo amin’ny...

Kenya : Fitaovana ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra

  10 Janoary 2008

Ny blaogy White African dia mitantara mikasika ny fitaovana vaovao ahafahana mametraka tatitra mikasika ireo herisetra nitranga tany Kenya : Ushahidi.com is a tool for people who witness acts of violence in Kenya in these post-election times. You can report the incident that you have seen, and it will appear...