Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Desambra, 2009
Iran: Manohana ilay mpianatra voafonja ireo lehilahy any Hijab
Lehilahy Iraniana anjatony no manao fitafim-behivavy any Hijab mba hanohanana an'i Majid Tavakoli, mpianatra voasambotra tamin'ny 7 Desabra. Misy video YouTube manangona sary sasany amin'ireo mombamomba ny tena [profile]ao amin'ny FaceBook.
Madagasikara tamberina 2009 – fizarana voalohany -
Mby amin'ny fahataperany ity ny taona 2009. Taona nanjakana ary mbola anjakan'ny hotakotaka ho an'i Madagasikara. Ity lahatsoratra manaraka ity ny tapany voalohany (mitantara ny volana Janoary ka hatramin'ny Aprily)...
Iran: Rehefa ihoaran'ny hatezerana ny tahotra
Niely nanerana an'i Teheran sy ireo tanandehibe ny mpanohitra Iraniana nihaika ny fitondrana Iraniana ny alahady teo, raha maro ny tangoron'olona hankalaza ny Ashura, fetim-pivavahana lehibe iray.
Danemarka: Miàla any ireo mpitaky hetran'ny toetr'andro
Ny mpitaky hetran'ny toetr'andro dia vondron'olona avy any Danemarka sy Afrika izay manao fanamby ny fitakiana amin'ireo firenena vaventy ny handoavan'izy ireny ny hetran'ny toetr'andro amin'ireo firenena an-dàlam-pivoarana.
Frantsa: Andro tsy misy mpiavy
Maro amin'ny mpanara-maso sy mpikatroka ny politika frantsay no miahiahy tetika hafahafa ao ambadiky ny adi-hevitra momba ny “identité nationale na fiavaham-pirenena” izay natsangan'ny filoha Nicolas Sarkozy sy ny Minisitry...
Horonantsary: Atsaharo ny herisetra atao amin'ireo vehivavy maneran-tany
Anio, faha-25 Novambra no andro iraisam-pirenena Iadiana amin'ny Herisetra Atao amin'ny Vehivavy, ary amin'ny alalan'ny horonantsary no anehoan'ny olona maro sy fikambanana maneran-tany ny fanirian'izy ireo hampiato ny herisetra ary koa ny ezaka entin'izy ireo hanamafisana fa manana tontolo afaka iainana am-piadanana ny vehivavy.