· Desambra, 2017

Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Desambra, 2017

Hafainganam-pandehan'ny Aterineto Ho An'ny Rehetra!!!!

  31 Desambra 2017

Manazava ny drafitr'izy ireo ihany koa izy ireo. Ny hevitra dia ny hihaonana ao amin'ny Kianja Ciudadania, eo anoloan'ny tranoben'ny governemanta fotsiny, antsoina hoe "La Moneda" amin'io Sabotsy io ary anaty- hetsika ampilaminana iray, hamaky ilay fanambaràna.

Bolivia: Diaben'ireo Vahoaka Indizeny Voaporitry Ny Polisy Ao Yucumo

  30 Desambra 2017

Ny diabe nataon'ny vahoaka boliviana indizeny, izay manohitra ny tetikasam-panjakana hanangana arabe ary miaro ny taniny, dia tsy afa-nihetsika nanoloan'ny sakana nataona vondrona mpomba ny fanjakana tao amin'ny tanànan'i Yucumo. Tamin'ny 25 Septambra, nandefa entona mandatsa-dranomaso teny amin'ny lehilahy, vehivavy sy zazakely ary nanangona ireo mpanao diabe ny polisy nanao fanamiana, niteraka fanehoankevitra manerana an'i Bolivia.

Advocacy: Ampio Hiaro Ireo Bilaogera Eran-tany

  24 Desambra 2017

Nametraka takelaka manara-maso ireo tranga amin'izao fotoana izahay ato amin'ny Global Voices ho fanampiana amin'ny fanangonana ireo hetsika rehetra manohana ny bilaogera. Manana takelaka wiki ihany koa izahay - Global Voices Advocacy - izay ahafahan'ny tsirairay manampy vaovao momba ireo bilaogera voarahona sy ireo hetsika natao ho azy ireo.