Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Janoary, 2008
Senegaly : Ny pôlitika momba ny fandiovana an'i Dakar
Senablog no manolotra izay fiheviny mikasika ny andrana farany izay nataon'ny governemanta Senegaley mba hanadiovana ireo araben'i Dakar amin'ny mpivarotra an-tselika [izay niteraka hetsika fanoherana goavana tamin'ny 21 Novambra 2007]...
Shina: Ny fahatezeran'ny malemy
Teny andalana hamonjy fiasana no nahitan'i Zengying mpiambina (‘voromahery'?) nandositra avy tamin'ny toeram-piambenana ny tanàna. Ampitandremany noho ny izany ny tsy hanaovana tsinontsinona ny fahatezeran'ny malemy ka manindry azy ireny hiverina hiady...
Libanona : Moa ve tena nitsahatra ny ady an-trano ?
French Eagle no mitatitra ny fijeriny momba ny fanafihana fampihorohoroana nitranga vao tsy ela tany Libanona, raha manoratra ny “hadalana vokatry ny habibiana” [connerie inhumaine] izy : La guerre civile ?...
Korea atsimo : fanafoanan’ny filoha vaovao ny minisitera misahana ny fianakaviana sy…
Jamie mpizaika ao amin’ny Two Koreas blogs (bolongan’ny Koreana Roa) no mitafa mikasika ny fanangonantsonia ataon’ny fikambanam-behivavy hanoherana ny fikasan’ny filoha vao voafidy teo Lee Myung Bak hanafoana ny Minisitera...
Arzantìna : Hetsika fanoherana fahatapahan-jiro
Avy any Arzantìna, ny blaogy Good Airs dia mamakafaka ny fototenin'ny hoe “cacerolazo” izay hetsika fanaon'ireo Porteños maro ho fanoherana : I love the word “cacerolazo.” It describes a protest,...
Hong Kong : fanavotana ny Lung Mei
Natsangana ny bolongana vaovao iray hanavotana faritra mando iray ao Hong Kong (zh). Maminavina hanao fandaniambola hatramin’ny HKD130 000 000 ny governemanta hananganana tora-pasika voatr’olombelona ao Lung Mei, faritra mando voajanahary ao...