· Septambra, 2008

Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Septambra, 2008

Ekoatera: Ny fiarovana ny valalabemandry

  23 Septambra 2008

Ny fahasarotam-piaianana any Ekoatera no iray amin'ny lazaina ho anton'ny fiakaran'ny halatra sy ny vono olona ao amin'ny firenena. Ny ankamaroan'izany fandikan-dalàna izany moa diaataon'ireo tsy an'asa izay tsy maintsy mitady ny fomba hahazoany hanina mba sitrany ahay velona aloha ka ny fomba ataony dia ny mangalatra na ny mamono olona. Sarotra ho an'ny olo-tsotra ihany ny hiaina anaty tsy fandriampahalemana ka mamoaka ny eritreriny ihany koa ny mpamaham-bolongana.

Bolivia: mihatra ny lalàna miaramila any Pando

  14 Septambra 2008

Miatrika fihetsiketsehana sosialy hatrany i Bolivia amin'izao fotoana izao, raha mibodo ny tranom-panjakana maro ao Santa Cruz ny vahoaka mpanohitra, ary vao nisy fifanandrinana nifanaovany tamin'ny mpanohana ny fitondrana nahafatesana...

Iran: Revolisionan'ny fahamahanam-bolongana

  14 Septambra 2008

The Blogging Revolution (Revolisionan'ny famahanam-bolongana) nosoratan'i  Antony Loewenstein dia ho azo vidiana ao Amazon rehefa kelikely. Miresaka momba an'i Iran, Ezipta, Syria, Arabia Saodita, Shina ary Kiobà indrindra io The...