Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Septambra, 2018
Olom-pirenena Nepaley miady amin'ny tsifisaziana amin'ny alalan'ny fanentanana “Hatezerana manoloana ny fanolanana”
"...inona no mitranga amin'ireo tovovavy mijaly am-pahanginana? Hilalao politika tsy mahomby foana ve isika sa hanatsara ny rafi-pitsarana?"
Madagasikara: Ary rehefa eo am-pelatanan'ny tafika ny fitondrana ?
(Marihina fa tamin'ny volana Martsa 2009 no nivoahan'ny lahatsoratra teny Anglisy) Nanaitra an'i Madagasikara ny vaovao momba ny fikomiana tao amin'ny toby miaramila iray teto Antananarivo ny 10 Martsa 2009....
Rosia: Fiovaovan'ny fanoherana
Raha jerena ny fifandraisana eo amin'ireo mpandray anjara [mpitandro filaminana marobe kokoa noho ny mpanao fihetsiketsehana], tahaka ny hoe polisy ny ankamaroan'ireo mpanohitra, ary nanakana azy ireo fotsiny tsy haneho ny fanoherany ny mponina ao an-toerana. [...]
Mizaka “enta-mavesatra roa” ireo mpikatroka am-pielezana nikaragoiana
Sarotra ny fikatrohana ara-politika sy ara-pihetsehampon'ny fikatrohana am-pielezana: "Ny fahazoana vaovao voalohany dia midika koa fahatsapana izany voalohany."
Artista Kyrgyz iray miantso ny tovovavy ‘hampijoro ny fahafahany manokana’ ao anatin'ny hirany iray malaza
Nivoaka taorian'ny niadian-kevitra nandritra ny taona maro momba ny fomba tokony ho fiakanjon'ny vehivavy ao amin'ny firenena Aziatika Afovoany sy ny fitondrantenany ny hira malazan'i Zere voalohany mitondra ny lohateny hoe 'Kyz'.
Ady amin'ny tsi-fisaziana, nanapa-kevitra hanohana ny fiverenan'ilay mpikamban'ny vaomiera miady amin'ny kolikoly ny fitsarana ambony ao Goatemala
Tokony hitodika any Goatemala ny mason'izao tontolo izao satria mandalo fotoana manan-danja amin'ny tantarany ny firenena; ary mety hisy lanjany amin'ny tantaran'ny ila-bolan-tany manontolo mandalo dingana mitovy amin'izany ny vokany.
Miezaka miady amin'ny fanohintohinana ny mpiseran'ny media sosialy ao Pakistan — fa hanao ny anjarany ve ny andrim-panjakana?
Famantarana tsara ny fisamborana an'i Aimal taorian'ny tabatabam-bahoaka tao amin'ny media sosialy. Nefa amin'ity tranga ity, mbola mitoetra ny fanontaniana: hanjaka ve ny rariny?
Tafihan'ny mpitolona mitam-piadiana ny Shiita ary mpanao gazety Afgàna maro hafa namoy ny ainy
"Mbola nivantana tao amin'ny fahitalavitra izy fotoana fohy izay ary tsy nahalala fa izy tenany mihitsy no ho lohatenim-baovao aty aoriana. Mandria am-piadanana ry namana. "
Entina hanombanana ny zava-bitan'ny praiministra vaovao Pakistaney ny ‘Khan Meter’
Manontany ny amin'ny fahafahan'i Khan hanatanteraka ny fampanantenany ireo adihevitra miely be any Pakistana. Ho setrin'izany, dia nampiditra ny 'Khan Meter, fitaovana nomerika handrefesana sy hanoratana ny zava-bitan'i Khan anaty 100 andro amin'ny maha filohan'ny antoko PTI azy ilay tanora mpandraharaha teknolojia antsoina hoe Salman Saeed.
Nosamborina ny mpanao gazety Kashmiri rehefa nitatitra momba an'i Burhan Wani, ilay mpikomy novonoina,
"Nanao asa fanompoana ny vahoaka lehibe i Sultan fa tsy nanao heloka bevava tamin'ny fanaovana tatitra momba ny hetsiky ny mpikatroka."