Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Novambra, 2007
Malezia: mitaky fitovian-jo ny Maleziana karana
Nisedra fitohanan’ny fiarakodia, fanapahan-dalana ary fikatonan’ny gara ny Mpitolon’ny karana Maleziana raha hamonjy ny alahadin’ny fitovian-jo tany Kuala Lumpur any Malaysia. Nakaton’ny polisy ny lalana sy ny garan-dalamby roa manakaiky...
Angôla : Ny zo hifidy
Ny blaogy Desabafos Angolanos monina any Angôla dia manambara ho fandresena ny hetsika fitakian-jo nataon'ireo zanaka am-pielezana Angôlana mipetraka any Lisbôna [renivohitry Pôrtigala] ny 19 Novambra 2007 : « “Sucesso? Com 20...
Afrika : Fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny firenena maro
Tanterin'ny blaogy ADP [Alliance pour la démocratie et le Progrès ] any amin'ny Repoblika Ivon'i Afrika fa manomboka misy fikomiana etsy sy eroa ho fanoherana ny fiakaran'ny vidin-tsakafo any amin'ny...
Fanjakana Mitambatra (UK) : Omeo rariny itompokolahy Jean Charles de Menezes
Ny mpiblaogy Joty dia mitatitra fa hivory ny Alakamisy 22 Novambra 2007 izao ny Sampandraharaha mikasika ny Polisy an-tanan-dehibe Anglisy [MPA | Metropolitan Police Authority] handray fanapahan-kevitra momba izay hanamelohana na tsia...
Zimbaboe : Ry Mogabe ô, iangaviana re mba mialà amin'izay !
Ny blaogy This is Zimbabwe dia mampiseho sarina mpanohitra iray izay mitondra taratasy misy ny soratra mena hoe : « Pliz Mugabe must go now, people are starving » «...