Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Mey, 2020
Ny fomba nataon'i ISIS nametrahany ny dindo maintiny tao Siria

Raha mitàna andraikitra amin'ny niroboroboan'ny ISIS i Siria, mbola ilay firenena ihany koa no mizaka ny vesatry ny herisetra ataon'ilay vondrona, hoy i Marcell Shehwaro.