Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Jona, 2008
Palestina : Maka bahana … mitifitra [sary] … dia nahamarika
Nampitombo isa ny fandresena norombahan'ny ady hoan'ny rariny ara-sosialy [social justice] i Muna Nawajaa. Nampiasa itony fakana lahatsary [camera] izay fanomezan'ny fikambanana B'Tselem's Shooting Back project azy, i Nawajaa izay Ramatoa...
Meksikô : fitarainan'ny mponina amin'ny fampiasana ny taniny any Copala
Any Copala [en], tanana atsimon'i Acapulco ao amin'ny faritanin'i Guerrero any Mexico no nakana ity horonan-tsary ity, miampanga ny nangalan'ny ben'ny tanana [President of Municipal] Gonzalo Gallardo Garcia, mpikambana ao...
Kiobà: fanoherana tany am-ponja
Uncommon Sense no namaham-bolongana momba ny fitadiavana hanapenam-bava ny fihetsiketsehan'ny voafonja kendren'ny mpiambina ny fonja any Combindado de Guantánamo “izay niandoha raha nilofo hampahafantatra ny fihoaram-pefy mitranga any am-ponja tamina...
Armenia : Ny andron’ny ankizy
Nolazain’i Unzipped (tsy voafintina) fa somary nihilana ho amin’ny lafiny politika kokoa tamin’ity taona ity ny fanamarihana manerantany ny andron’ny ankizy, isaky ny voalohan’ny volana jona, nomarihan'ny fianakavian’ireo mpanohitra notazonina...