Tantara mikasika ny Fanoherana tamin'ny Jolay, 2017
Lahatsary Fanadihadiana Maro Mampiseho Ny Fampijaliana Ireo Mpitrandraka Vatomena Ao Mozambika
Miharihary ny fampijaliana henjana hampiharina amin'ireo mpitrandraka ao amin'ny toeram-pitrandrahana vatomena ao Namanhumbir ao amin'ny sary izay nozaraina tao amin'ny media sosialy sy nahazoana fanamarihana avy amin'ny Facebook ho toy ny saropady.
Arabisc: Fitetezana An-tsary Ny Ao Afovoany Atsinanana
Isaky ny sary tsirairay mamintina be lavitra noho ny teny an'arivony ny hasarobidiny, miomàna hanao fitetezana kisendrasendra, izay afaka hamenoana pejy maro anaty boky. Ooops...ny tontolon'ny habaka mantsy no tiako ambara e.
Tsingerintaonan'ny Rivopanovàna Silamo sy Ireo Iraniana Bilaogera
''Voalaza fa natao hanomezam-boninahitra ny vahoaka Iraniana ilay rivopanovàna saingy mihamaro ny vahoaka mijaly mafy noho ny olana ara-toekarena sy ny fahantrana'', hoy i Maryam Shabani.
Tran Thị Nga, Mpikatroka Vietnamiana Voasazy 9 Taona An-tranomaizina Noho Ny Fanaovana ‘Fampielezan-kevitra’
Nga, 40 taona , fantatra ihany koa amin'ny anarana maha-mpanoratra hoe "Thúy Nga," dia mpanandra-teny fanta-daza miaro ny mpifindra monina sy ho an'ny zon'ny fananan-tany.
Zava-doza Tao Chittagong : Tondra-drano Nitondra Faharavàna Tao An-tanàndehibe
"Niharatsy androany ny tondra-drano tao Agrabad, Chittagong . Toa tsy misy miraharaha. Ho vonjen'Andriamanitra ny olona rehetra."
Arabisc: Mamaky Ady Ny Jamba Ao Maraoka
Tena zavadoza manjo ny maha-olombelona marina tokoa io, izay mahavaky ny fo. Zavadoza ara-tsosialy ho an'io sehatra iray vohitsakitsaka ao anatin'ny fiarahamonina io, izay tsy omena ny zony
Manohana An'ny Nichane Ny Blogoma Raha Tsy Miraharaha Kosa Ny Media Lehibe Maraokana
Mitohy mihamafy hatrany ny adihevitra momba ny Nichane. Ankehitriny, araka ny filazan'i Farid, mitohy hatrany ao amin'ny aterineto izany satria ny bilaogy Maraokana ihany no tsy voakasiky ny fanohanan'ny Media Lehibe.
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...