· Mey, 2008

Tantara mikasika ny Politika tamin'ny Mey, 2008

Afrika : Mirongo basy ravahana raozy

  09 Mey 2008

Khadija Sharife no miresaka momba ireo [mety ho] tombotsoa ara-miaramila hoan'ny Amerikana any Afrika : According to the US African Command website, Somalia -– invaded by US backed Ethiopian troops in Jan 2007, under the guise of hunting Al–Qaeda –- is in desperate need of assistance. “Araky ny flazan'ny vohikalan'ny...

Tajikistan: Herinaratra ho takalon'ny karama

  09 Mey 2008

Ny ben’ny tanànan’i Dushanbe sy Filohan’ny Chambre Supérieure-n’ny Parlemanta Tajik Mamadsaid Ubaidulloev dia nandroso tolo-kevitra hafahafa mba hanangonana vola hanorenana ny toby mpamokatra herinaratra ahodin-drano ao Rogan – iray amin’ireo tetikasa lehibe indrindra momba ny angovo any Tadjikistan. Nokajiany daholo ny karaman’ireo mponina ao Dushanbe ka namoahany tsoa-kevitra fa raha...

Shina:Fandalinana momba ny fitiavan-tanindrazana

  09 Mey 2008

Nony manakaiky an'i Shina ny fampitana ny Afo Olaimpika dia hitan'i Mo Yang hoe nisy fiantraikany tamin'i Shina ny “fiarovana” ny fampitapitana ny afo nataon'ireo Sinoa mpila ravinahitra any ivelany. 这次奥运火炬全球传递基本上是被中国的海外愤青给搞砸了[…]。圣火传递开始阶段,在伦敦和巴黎藏独分子出来破坏,抢夺火炬,阻挠传递的进行。这个时候,理亏的是藏独分子。[…]如果我们能够保持冷静,采取克制[…],继续按部就班地进行传递接力,把藏独破坏问题完全交给各国警察来处理,那么,[…]各国人民会说:“噢,看来,中国人确实是一心一意要办 好奥运会的,确实是把体育和政治分开的。”[…]但是,不知从哪里跳出来一大堆海外“爱国华人”,[…]反而给中国的形象带来了负面影响。 Ity fampitana ny afo nanerana ny tany ity dia nosembantsembanin'ireo Sinoa mpila ravinahitra “tia tanindrazana”. Tany am-piandohana, raha...

Korea:Ny fitsidihan'ny filoha Koreana an'i Etazonia sy ny mpampita vaovao

  09 Mey 2008

Natao tamin’ny Aprily teo tany Washington ny fihaonana an-tampony voalohany teo amin’i Amerika sy Korea Atsimo hatramin’ny nahavitan’ny fifidianana filoham-pirenena koreana. Nisarika ny sain’ireo mponin’ny aterineto ity fitsidihan’ny Filoha Lee Myung Bak an’i Etazonia ity. Ankoatry ny votoatin’ny resaka nifanaovan’ny roa tonta, dia ny hoe ahoana no fomba hanehoan’ireo mpampita...

Kiobà : Mampiasa solosaina ve ?

  08 Mey 2008

Cuba-Blog no mitatitra fa manomboka ny fivarotana solosaina amin'ny olon-tsotra any Kiobà : The recently-promised computers have now gone on sale in Havana — and surprisingly, many people are purchasing them. They still cannot access the internet, and need special permission to get an e-mail account […] The goods are...

Zimbaboe : Valin'ny fifidianana filoham-pirenena

  06 Mey 2008

Hope no mitatitra ao amin'ny This is Zimbabwe ny valiny ofisialy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena any Zimbaboe : Here are the total counts per presidential candidate, according to The Herald. We were hoping to see the breakdown by constituency… but not yet it seems […] Morgan Tsvangirai Robert Mugabe Simba Makoni...

Zimbaboe : Fihaonambe Iraisam-pirenena hoan'ny kolotsaina any Harare

  06 Mey 2008

Natasha Msonza no manoratra ao amin'ny blaogin'ny kubatana.net momba ny fihaonan'ny poeta [Poetry Café] any Harare, Zimbaboe : At the HIVOS Poetry Café on May Day poetry lovers were fed with combinations of humor, political satire and protest music and poetry. “Ireo mpiangaly poezia dia vokin'ny hatsikana sy vazivazy pôlitika,...

Zimbaboe : Hatsikana mikasika ny fifidianana amin'ny YouTube

  06 Mey 2008

Ny namana Ethan Zuckerman no manoratra mikasika ny “hatsikana tsipaka am-bavafò mikasika an'i Zimbaboe” [Dark humor about Zimbabwe] : You might have missed it, because I buried it at the bottom of the last (long) post. What follows below is a very funny radio segment from a South African morning...

Egypta:rehefa mifangaro ny Finoana sy ny Pôlitika

  01 Mey 2008

Ao anatin’ity hafany eto ity i Zeinobia, Egyptiana mpitoraka blaogy, dia mamely ny Papa Shenouda III momba ny kabariny tamin’ny Paka tamin’ity taona ity, izay nilazany fa ho "mendy any amin’ny helo" ireo olona mampiasa ny Facebook, hoy ny tatitr’i Gr33nData avy any Le Caire.